Teny iditra | 1 miamboho lahy |
Singan-teny | 2 miamboho, lahy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mandositra an' ady [1.1] |
Ohatra |
5 Lehilahy tsy nivadika ny fanaikena tokoa ianareo: izany ianareo no tena tsy-miamboholahy. [2.298#] |
Tsipelina hafa | 6 miamboho |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |